Dikan'ny teny : angamba

Hampiditra dikany vaovao
1 p.mt.: Mpamaritra matoanteny enti-milaza fisalasalana, izany hoe tsy fahafantarana marina izay hitranga na izay mitranga any lavitra tsy atrehi-maso: Manavy angamba izay i dada. / Ho tratrako ihany angamba ny uoalohany. / Ho vitanao ue it? asa it? rahampitso? An-gamba. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel