Dikan'ny teny : angambaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (angamba), mt, ih. (angambao): Tsy lazaina hentitra hoe marina fa atao hoe angamba: Noangambainy ihany ny filaza io uaouao io fa tsy dia nolazainy hoe "marina" ako ry. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel