Dikan'ny teny : angamenavava

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Bibikely toa misy afo mazava amin'ny alina. Roa karazana izy ireny: ny iray irony hita eny am-pefiloha ka ataon'ny Vahiny hoe Glow worn na kankana misy afo, fa aty amintsika kosa ataon'ny olona hoe Tainkankana; ny iray hafa kosa irony manidintsidina amin'ny alina, izay misy afo mitselatselatra sahala amin' ny jiro avy ao ambany elany (Fire fly). * Fiten.: Samy mitsflo ny alehany toa angamenauaua: enti-milaza fa samy tompon' andraikitra amin'ny fitondrany ny tenany avy ny olona rehetra. Ahitsio
2 a.: Anaran-kafa ilazana ny rameva. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel