Dikan'ny teny : angano

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tantara ifandovana an-dovantsofina mampiseho zavatra toa tsy azo inoana, izay angamba marina ihany tany an-tendrony, saingy novaovan'ny taranaka nifandimby taty aoriana: Ny anganon'Ikotofetsy sy Imahakà h.o.: Zavatra sarotra inoana: Aza milaza angano eo re ianao, ry Ingahy it?. 1 Loza, fahafatesan-kavana: Nahita angano it? isika mianakavy. •Karazan-javatrahafahafa atao fanampin-kanina, fanampin'akanjo (amin'ity hevitra ity, dia mazàna ny endrika verindroa no fampiasa): Tonga tao daholo izao anganonganon-kanina rehetra izao. - F.-p.: angano antoandro: tantara izay ahatsapana fampitomboana na fanitarana tsy roa aman-tany; / anganon jauatra: zavatra tsy fahita, loza amin'antambo; / anganonganon-kira: hira be filatro, be angolangola; / mahita angano: mahita loza. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel