Dikan'ny teny : angata

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fahalovan'ny nify, izay mazàna hita antin'ny ankizy: Nify lanin'ny angata. Ahitsio
2 (Ski) na Angaty (mer.) a.: Karazan'akorandriaka boribory lavalava ohatra ny atody. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel