Dikan'ny teny : angavodiana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hazo madinidinika fanao ody hatina sy ody fery ny lavenon'ny raviny dorana (Agauria salicifolia). ~ Hazo an'ala, mena somary mavo mifanapatapaka ny volony, tsara tarehy, fanaovana fanaka madinika misy sokitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel