Dikan'ny teny : ange

Hampiditra dikany vaovao
1 Kian-teny kely enti-manintona ny sain'olona iresahana ka mitaona azy amimpiangentsanana kely hanao zavatra na hanatona: Jereo ange ito sariko. Avia ange hilazako zavatra e! Raha aorian'ny p. mt. manontany ny ange dia manamafy kely ny fanontaniana amim-pomba somary miangentsana: Nahoana ange no tsy valianao ny fanontaniako? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel