Dikan'ny teny : angentsana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fihetsika be haitraitra, izany hoe be fombafomba amboamboarina. i t.i.f.: angentsanana, voangentsana, tafangentsana 1 miangentsana, fiangentsana, mpiangentsana / iangentsanana, fiangentsanana 1 manangentsana, fanangentsana, mpanangentsana 1 anangentsanana, fanangentsanana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel