Dikan'ny teny : angidina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Bibikely lavalava vatana, manana elatra manify dia manify roa mifanaingina andaniny avy, ary manidintsidina eny ambony rano. (Ny ondrindrano izay mivelona any anaty rano no miofo ho angidina). * Ohab.: Miriorio foana ny angidina fa any anaty rano ihany no iafarany: na inona na inona atao, ny hiafarana dia any amin'izay efa faleha araka ny fombany avy ihany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel