Dikan'ny teny : angitrangitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Avonavona, hakevokevohana, misy rehareha kely sy fiheveran-tena ho zavatra. - t.i.f•: angitrangirana na angitrangitana, tafangitrangitra 1 miangitrangitra, fiangitrangitra, mpiangitrangitra 1 iangitrangitana, fiangitrangitana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel