Dikan'ny teny : angivy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavamaniry lehibe noho ny anana nefa kely noho ny hazo madinika; mangidingidy mahafinaritra ny voany ka be mpitia andrahoina miaraka amin'ny ro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel