Dikan'ny teny : anglikanina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. anglican) a.: Antokom-pivavahana kristianina naorin'ny mpanjakan9 Englanda Henri VIII rehefa avy niendaka tamin'ny Eglizy katolika izy; noho izany, dia misy if anahafany amin'ny fivavahana katolika ny fivavahana anglikanina; nefa misy maha-samy hafa azy betsaka koa, toy ny isan' ny sakramenta, izay lazainy fa roa monja: ny batisa sy ny fanasan'ny Tompo; ny fahazoan'ny eveka sy presb'r tara manambady; ny tsy finoany ny fiovan'ny mahamofo sy ny maha-divay amim-pahagagana ho nofo sy ran'i Kristy... Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel