Dikan'ny teny : angoatenda

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Feo avo avy any an-tenda ataon'ny ankizilahy eny an-tsaha —indrindra ny mpiandry omby —rehefa mifampihaiky ady izy; toy izao no fanaony azy: sady dondoniny ny traotraokany no miantso mafy izy ary dia manahaka ny fanenon' ilay sahona kely atao hoe angoaka ny feo ataony amin' izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel