Dikan'ny teny : angola

Hampiditra dikany vaovao
1 Angolangola a.: Hantahanta mahatonga hanao fihetsehana somary mampiraika kely ny loha, fiangotingotiana te ho tiana, angentsangentsana, angotfngoty, haitraitra: Be angolangola loatra iny zanakao iny, Rasoa. 1 Filatron-kira, fomba fihirana asiana toa miolana kely ny feon-kira: Be angola loatra ny fihiranareo ilay hira ka ilo tsy ho fantatra intsony ilay izy. a F,-p.: angola uaitra: hanta-hanta fatratra; / angolan-dahinjiro: ilay fotsifotsy amin' ny lahinjiro avy nirehitra; / ny fotsy angola: ilay fotsifotsy avy nirehitra koa amin' ny sigara. Ahitsio
2 a.: Karazana lalao kanety izay toy izao no filalao azy: tazonina amin'ny ankibe sy fanondro ary fanondroadala amin'ny tanana ha-via ny kanety ary tsipindina amin'ny fanondroadalan'ny tanan-kavanana kosa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel