Dikan'ny teny : angongo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Voronandrano mitovy amin'ny gisa madinika ny habeny, fahita indrindra amin'ny faritany andrefana sy afovoany. ΒΆ M.h.: ongongo, kaboka, koboka, rasana. Ahitsio
2 ft.: Enti-milaza fiavovonana sy fitobiana amin' ny toerana iray. - t.i.f.: manangongo, fanangongo, mpanangongo / anangongonana, fanangongonana 1 miangongo, fiangongo, mpiangongo 1 iangongoana, fiangongoana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel