Dikan'ny teny : angorodao

Hampiditra dikany vaovao
1 na Ankorodao a.: Zavamaneno iray tarika amin'ny harmonia, izany hoe tendrena, ka ny rivotra mivoaka amin'ny takela-by mifanao ambaratonga no mamoaka feo, saingy izy azo bataina ka entina mandehandeha: Mitendry angorodao. ΒΆ M.h.: taralila. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel