Dikan'ny teny : angorodaovava

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavamaneno kely misy kilavadavaka maro, izay tsofina amin'ireo kilavadavaka ireo ka mamoaka feo maro efa mifanaraka rahateo hahavitana izay hira tiana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel