Dikan'ny teny : angoty

Hampiditra dikany vaovao
1 na matetika kokoa Angotingoty a.: Hantahanta atao amin'ny olona mba hitiavany ny tena, fihetsika.éntina manambitamby, haitraitram-pitia aseho amin'ny fihetsika sy fiteny miaingitra: Mahakamo indray ny mijery an'ir? zazavavy be angotingoty. ¶ M.h.: angola, angentsana, hantahanta. - t.i.f.: miangoty, fiangoty, mpiangoty 1 iangotiana, fiangotiana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel