Dikan'ny teny : angovo
Hampiditra dikany hafa
hery na herin-javatra izay mahatonga zavatra hihetsika, hiodina, hafana, na hanao asa. Amin’ny teny tsotra dia hery mampandeha zavatra. Ahitsio
(01/12/2025 16:32 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha