Dikan'ny teny : anie

Hampiditra dikany vaovao
1 p.mt.: Entina: milaza firariana, ka amin'izay miaraka amin'ny matoanteny milaza ny ho avy mandrakariva izy: Ho tonga anie ny fanjakanao! 1 Manantitrantitra ny hevitry ny matoanteny na ny mpamaritra eo alohany ka ny heviny amin'izay dia mitovitovy amin'ny hoe tokoa, izany mihitsy: Kapohiko a-nie ianao e. / Tandremo fa maranitra anie io antsy io e. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel