Dikan'ny teny : anilany

Hampiditra dikany vaovao
1 na Ankilany a.: Ny anankiray amin'ny zavatra na olona roa tonta (mifamaly amin'ny andaniny: Ny anilany, ny ankilany manaiky, ny andaniny anefa mandà.- 1 ppk.: Akaiky: Eo anilan'ny tranonay. Eto ankilanao aho no hipetraka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel