Dikan'ny teny : anina

Hampiditra dikany vaovao
1 ft: Enti-milaza fiatoana, fijanonana fa afa-po; fitsaharana tsy mandroso intsony. i t.i.f.: tafanina / mianina, fianina, mpianina / ianinana, fianinana. Ahitsio
2 a.: Rivotra mitsoka amin'ny faritra amoron-dranomasina. - F.-p.: anim-balaka: anina avy atsimo; / anim-baratra: anina avy avaratra; / animbalala: rivotra avy andrefana (mazàna mpitondra valala); / animbato: rivotra avy atsimo andrefana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel