Dikan'ny teny : anindambo

Hampiditra dikany vaovao
1 (fit-p.) a.: Karazan-drivotra miendrika tadio kely manao faribolana tokony ho efatra metatra ny savaivony, ka rava na simba da holo ny zavatra amin'io faritra io; ataon'ny olona koa hoe aninangatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel