Dikan'ny teny : anintafara

Hampiditra dikany vaovao
1 (fit-p.) a: Rivotra mitsoka any am oron-tsiraka amin'ny ririnina, avy atsimo mianavaratra na avy atsimo andrefana mianavaratra atsinanana ka mitondra orana; maharitra eo amin'ny hateloana eo ny orana, fa nt' andro ratsy mitohy herinandro; ny anintafara dia amantaran' ny mpanjono ny fiavian'ny zompona Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel