Dikan'ny teny : aniritra

Hampiditra dikany vaovao
1 na Anirotrap.t.: Entimilaza fasana atao vonjimaika hametrahana faty ambarapampiditra azy ao amin'ny fasam-pianakaviana, na ny fasan-drazana: Fasana aniritra. * F,-p.: Manao anirotra: miasa am-piezahana fatratra mba hahazoana sitrany ahay, efa mihafy be erp mba hahazoana kely. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel