Dikan'ny teny : anivona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan-kazo fanao terilatsy amin'ny rindrin'ny trano hazo. * Ohab.: Ny avonavona toy ny entan'anivona: ny vesany leo ihany, fa ny enjinenjiny no tsy toha (maivana ny anivona ka ahazakana be na a-tao anentana lolohavina na lanjaina, saingy manonjanonja kosa ka mahasosotra): tsy mampaninona loatra ny fanambonian-tenan'ny mpiavonavona, fa ny fahitana ny fihetsiny miedinedina no mahaletra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel