Dikan'ny teny : anjady

Hampiditra dikany vaovao
1 a. ft.: Enti-milaza aram-po, fanaovana ny sitrapo, ny danin'ny kibo. i Li. f.: mianjady, mpianjady, fianjady / ianjadiana, fianjadiana / mahanjady. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel