Dikan'ny teny : anjaingy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Honkona atao amin'ny loha tehina. 1 Zavatra atao lohany amin'ny kilalao. • Ny antsetran'ny lefona. 1 Kilalao fanaon'ny ankizilahy izay manao antsongoloka mitehina amin'ny tanana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel