Dikan'ny teny : anjananjana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavamaniry fantatra indrindra amin'ny anarany vazaha hoe quatre épingles, ampiasaina ho fisakanana ny fahamafisan'ny aty rindrin'ny aritera (Cassia alata). Ahitsio
2 a.: Hazo lehibe mahatratra 12-15 m ny haavony ary 0,30-0,50 m ny savaivony; fanaovan-trano no-ho izy mafy sady maharitra (Leptolaena multiflora). ¶ M.h.: amaninaombilahy, sarifatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel