Dikan'ny teny : anjavidy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan-javamaniry salasalany maniry betsaka eny an-tampon-tanety tsy vonton'ny erika ary fanao kitay tsara firehitra mipoapoaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel