Dikan'ny teny : anjelisy

Hampiditra dikany vaovao
1 a. (lat. angelus) (Fit,. Kat.): Fivavahana fiarahabana an'i Masina Maria intelo isan'andro — maraina, mitataovovonana, hariva — amin' ny feon'ny lakolosy mitsitaitaika intelo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel