Dikan'ny teny : anjoanjo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavatra tsy maintsy natao ao amin'ny fanekena; fepetra fehivava: Anjoanjon-teny: fepetra tsy maintsy arahina. Ahitsio
2 a.: Fanaovan-javatra tsy am-piheverana, kitoatoa: Tana manao anjoanjo koa izay olona nametmka it? tavoahangy feno rano it? teto ampouoan-trano. ~ Fanaovan-javatra tsy am-pikendrena tsara fa tokotokony sy sendrasendra fotsiny: Anjoanjo fotsiny no nahitako ny tranonareo. 1 p.t.: Enti-milaza zavatra ataotao foana na ankinina amin'ny kisendrasendra fa tsy noheverina na tsy fantatra akory: Tetika anjoanjo fotsiny ny azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel