Dikan'ny teny : anjolofo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fisisihana tsy misy fiheverana fa amin-kery fotsiny izao; fanaovana zavatra am-boletra tsy nijerena izay vokany: Tsy tsara ny anjolofo amin'izay atao na inona na inona. a F.-p.: Manao anjolofo: manao vy very ny aina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel