Dikan'ny teny : anjomara

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavamaneno iray karazana amin'ny anjombona saingy lava be ny tahony (misy mahatratra roa metatra na mihoatra aza). Hatramin'ny dimy kilometatm tora-tady no andrenesana ny feony raha tsofina eny antendrombohitra izy, ka izany no ampiasana azy amin'ny fiantsoana fokonolona raha misy voina mihatra: hain-trano, dora tanety, tondra-drano, mpangalatra na fahavalo, kabary.•• Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel