Dikan'ny teny : anjombona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavamaneno tsofina vita amin'ny tandrok' omby na tandrok'omby nampiana volotsangana; ampiasaina toy ny anjomara ihany koa ny anjombona saingy tsy mba mahalasa lavitra loatra ny feony, hany ka atao ho an'ny olona eo antanàna ihany. na ny anjara louako tamin'i dada sy neny. 1 Zavatra (soa na ratsy) heverina ho avy amin'Andriamanitra ka samy manana ny azy ny olombelona rehetra: Mahaiza mionona fa izao no anjara. / Izao no anjara ka zakao. (Ny anjara sy ny vintana dia sahalahala ihany satria samy milaza zavatra — soa na ratsy —mihatra amin'ny tena, saingy ny anjara, filaza indrindra amin' ny zavatra lehibe: loza, fahafatesana, fanambadiana ... ary heverina ho avy amin'Andriamanitra indrindra, fa ny vintana kosa dia filaza amin' ny zavatra madinidinika: Io-ka, antsapaka ... ary heverina ho avy amin'ny kisendrasendra na ny tonon'andro). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel