Dikan'ny teny : ankamantatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Filazan-javatra izay tiana hovinanin'ny hafa ka ny toetoetran'ilay zavatra hofantarina no lazaina amin'ny teny somary lavalava: Inona àry izany: Manam-bava hihinana, fa tsy manan-kibo hasiana? (Hety na antsy). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel