Dikan'ny teny : ankapobe

Hampiditra dikany vaovao
1 An-kapobe na Ankapobeny, An-kapobeny a.: Ny tontaliny, ny ankamaroany: Amin'ny ankapobeny mahay mihira ny MalagasY. ~ p. mt.: Amin'ny ankamaroany, amin'ny ankabetsahanY: Noteneniny an-kapobe fotsiny ny mpianatra, fa tsy nanondro an-dRakoto na Ranaiuo manokana akory izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel