Dikan'ny teny : ankaromiafina

Hampiditra dikany vaovao
1 a,: Enti-milaza zavatra tsy tiana ho fantatr' olona, afenina mafy; tsiambaratelo: Tsy tratra namosaka ny ankaromiafiny izy raha uao nahare izany teny izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel