Dikan'ny teny : ankasa

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Azo zaraina roa: Ny isa roa ambin'ny folo dia isa ankasa. / Rehefa tonga ny fotoana fompakarana, dia miainga Ralehilahy sy ny lehilahy vitsivitsy na maro, isa tsy ankasa, izay atao hoe ny mpaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel