Dikan'ny teny : ankasarotana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sarotra), a.: Faritra eo ambanin'ny kibomalemy misy ny fananahana amin'ny tenan'ny olombelona: Anisan'ny maharary raha misy voadona eo amin'ny ankasarotana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel