Dikan'ny teny : ankaso

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanaovana izay hahavoa ny sasany na izay hahasimba ny ataony na ny fananany: Aoka tsy hifanao ankaso. ΒΆ M.h.: hetraketraka, filambanony, sotasota, hasomparana. Avy amin'it? farany it? indrindra no niavian'ny hoe ankaso: an-kasomparana, an-kaso, ankaso. - Fahavoazana mihatra amin'ny tena noho ny afitsoky ny fiainana: Loza ny ankason'ny tany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel