Dikan'ny teny : ankazondrary

Hampiditra dikany vaovao
1 na Ankazo a.: Teny enti-milaza ny familian-dalana ny fizotran'ny rary mbs. ho haingony na ho soranY. * Fiten.: Sady mijery ny ankazony no mandinika ny andalandrombony: be asa sy be herehina ka sady manao an' it? no mamonjy manao an' iroa. ΒΆ M.h.: Sady mifofotra no mively vy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel