Dikan'ny teny : ankehitriny

Hampiditra dikany vaovao
1 p.mt.: Enti-milaza izao vanim-potoana ivelomana izao: Betsaka ankehitriny ny tanora izay tsy miraharaha ny heuitry ny zokiolona. - F,-p.: Izao ankehitriny izao: amin'izao fotoana itenenana izao, izao isika miteny izao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel