Dikan'ny teny : ankifidy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Kilalaon'ny Ntaolo ara-tsaina nitsapana ny fahaiza-maminany sy mitsara zavatra amin'ny alalan'ny fampifidianana amin-javatra anankiroa izay lazaina somary an-kifonofono ka raha tsy mahay dia mahazo ny ratsy: Alao izay ho anao: be maso anaty vero sa kely maso anaty uato? (omby sa kary ?). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel