Dikan'ny teny : ankina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitehenana amin-javatra mba hahafahana mijoro tsara: Tsy mahay mijoro tsara ny olona efa antitra raha tsy manao ankin-drindrina. ~ Antoka: Ankim-bolan'olona it? trano it?, ka tsy azonao am idy. - F. p.: Ankin-teny: fepetra, anjoanjon-teny: Resy izao Rabe ha manao izao ankinteny izao aho aminareo mpitsara: raha tsy azoko amin'io fetr'andro io ny uolako dia tsy mahita afa-tsy ianareo mpitsara aho hakako ny uolako. - t.i.f.: ankinina, aankina, voankina, tafankina I manankina, fanankina, mpanankina / anankinana, fanankinana / miankina, fiankina, mpiankina / iankinana, fiankinana, I mahankina / ankinankina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel