Dikan'ny teny : ankinina

Hampiditra dikany vaovao
1 (ankina), mt, ih. (ankino): Atao miankina amin' ny..., ka amin'ny hevitra an' ohatra indrindra no ampiasana azy: Aza ankininao amiko irery io rahamha io. (Ampitahao: Aza aankina amin'ny rindrina ny sahafa sao maloto ny rindrina). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel