Dikan'ny teny : ankoatra

Hampiditra dikany vaovao
1 ppk. na p. mt.: Enti-milaza toerana any ambadika: Any ankoatra ny tendrombohitra (ppk.). E-fa lasa any ankoatra any ilay fiaramanidina (p.mt.). - F.-p.: Any ankoatra, any amin'ny fiainana any ankoatra: any amin'ny fiainana tsy hita aorian'ny fahafatesana, ankoatra an'it? fiainana itp. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel