Dikan'ny teny : ankobanandro

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny andro anelanelan'ny alahady roa amin'ny herinandro; ny andro amin'ny herinandro ivelan' ny alahady na ny fety: Tsy mitsahatra ny miasa izy amin'ny ankobanandro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel