Dikan'ny teny : ankody

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fomban-kilalao ilokana vola ka toy izao no fandehany: raha maty ilay milalao, dia very daholo ny efa ananany, fa raha mahazo kosa, dia tongavina roa heny ny vola napetrany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel