Dikan'ny teny : ankotralahy
a.: Anarana niantsoana ireo miaramila mpiambina andriana tamin'ny ngbat andro malagasy fahizay; nibaby kotra mandrakariva izy ireo, nanao zovy manodidina ny lxvkmu rova ary niambina ny tanana sy nanaraka ny andriana rehefa nisy dia nalehany. Mazàna izy ireny no nanao akanjo mena, ka avy amin' izany no nahatonga ilay fitenenana manao hoe: Manalasala ohatra ny ankotralahy: arahabain-tsy andriana, attela miakanjo jaky, duxspycc izay entina hilazana ny toe-javatra rehetra mahasanganehanehana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha